plt_tn/2co/01/12.md

16 lines
785 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izahay dia mirehareha amin'izao... anton'ny reharehanareo
Ny teny hoe "mirehareha" eto dia ampiasaina amin'ny endrika tsara anehoana fahafaham-po sy fifaliana lehibe nohon'ny amin'ny zavatra iray.
# vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay
Ny hevitr'i Paoly sy Timoty momban'ny asan'izy ireo manokana dia mijoro ho vavolombelona fa izy ireo dia nanana fitondran-tena izay ankasitrahan'Andriamanitra.
# tsy tamin'ny fahendren'izao tontolo izao
Eto ny teny hoe: "izao tontolo izao" dia milaza ireo mampiavaka ny olona eo amin'ny fiarahamonina izay tsy matoky an'Andriamanitra. DH: "tsy araka ny fahendren'ny olona"
# Izahay dia tsy nanoratra zavatra tsy ho voavaky na ho azonareo
Azo adika hoe DH: "Ianareo dia afaka mamaky sy mahazo izay rehetra voasoratra ho anareo"