plt_tn/2ch/36/13.md

12 lines
329 B
Markdown

# nanenjana ny hatony ary nanamafy ny fony
Ireo andian-teny roa ireo dia fomba fiteny hanehoana ny hamafisan-dohan'ny olona. Nasongadin'izy ireo miaraka ny fikomian'i Zedekia manohitra an'Andraimananitra.
# fomba mahatsiravina
Ireo sampy.
# Nolotoin'izy ireo ny tranon'i Yaveh
D.H: "tsy nohamasinin'izy ireo izay ho masina"