plt_tn/2ch/36/13.md

329 B

nanenjana ny hatony ary nanamafy ny fony

Ireo andian-teny roa ireo dia fomba fiteny hanehoana ny hamafisan-dohan'ny olona. Nasongadin'izy ireo miaraka ny fikomian'i Zedekia manohitra an'Andraimananitra.

fomba mahatsiravina

Ireo sampy.

Nolotoin'izy ireo ny tranon'i Yaveh

D.H: "tsy nohamasinin'izy ireo izay ho masina"