# nanenjana ny hatony ary nanamafy ny fony Ireo andian-teny roa ireo dia fomba fiteny hanehoana ny hamafisan-dohan'ny olona. Nasongadin'izy ireo miaraka ny fikomian'i Zedekia manohitra an'Andraimananitra. # fomba mahatsiravina Ireo sampy. # Nolotoin'izy ireo ny tranon'i Yaveh D.H: "tsy nohamasinin'izy ireo izay ho masina"