plt_tn/2ch/34/23.md

12 lines
528 B
Markdown

# mba hiantsiana Ahy amin'ny fahatezerana tamin'ireo zavatra rehetra nataon'izy ireo
"ny vokany dia nanao izay nampahatezitra mafy Ahy izy ireo noho ireo zavatra efa nataon'izy ireo'
# hiantsiana Ahy ho tezitra
"manao izay mahatezitra ahy"
# noho izany dia hiraraka amin'ity toerana ity ny fahatezerako
Ny fihetseham-po miaro hatezerana dia voalaza matetika ao amin'ny soratra masina toy ny hoe rano izy ireo. D.H: "noho izany dia ho toy ny afo izay miraraka eo amin'izy ireo izany, ary tsy hisy hasakana izany afo izany."