plt_tn/2ch/34/23.md

528 B

mba hiantsiana Ahy amin'ny fahatezerana tamin'ireo zavatra rehetra nataon'izy ireo

"ny vokany dia nanao izay nampahatezitra mafy Ahy izy ireo noho ireo zavatra efa nataon'izy ireo'

hiantsiana Ahy ho tezitra

"manao izay mahatezitra ahy"

noho izany dia hiraraka amin'ity toerana ity ny fahatezerako

Ny fihetseham-po miaro hatezerana dia voalaza matetika ao amin'ny soratra masina toy ny hoe rano izy ireo. D.H: "noho izany dia ho toy ny afo izay miraraka eo amin'izy ireo izany, ary tsy hisy hasakana izany afo izany."