# mba hiantsiana Ahy amin'ny fahatezerana tamin'ireo zavatra rehetra nataon'izy ireo "ny vokany dia nanao izay nampahatezitra mafy Ahy izy ireo noho ireo zavatra efa nataon'izy ireo' # hiantsiana Ahy ho tezitra "manao izay mahatezitra ahy" # noho izany dia hiraraka amin'ity toerana ity ny fahatezerako Ny fihetseham-po miaro hatezerana dia voalaza matetika ao amin'ny soratra masina toy ny hoe rano izy ireo. D.H: "noho izany dia ho toy ny afo izay miraraka eo amin'izy ireo izany, ary tsy hisy hasakana izany afo izany."