plt_tn/2ch/30/13.md

401 B

volana faharoa

Ity dia volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapakin'ny faran'ny volana Aprily sy tapakin'ny voalohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra.

lohasahan-driaka Kidrona

Ity dia lakan-drano kely any amin'ny lohasahin'ny Kidrona.

fahefatra ambin'ny folon'ny volana faharoa

Ity dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra.