# volana faharoa Ity dia volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapakin'ny faran'ny volana Aprily sy tapakin'ny voalohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra. # lohasahan-driaka Kidrona Ity dia lakan-drano kely any amin'ny lohasahin'ny Kidrona. # fahefatra ambin'ny folon'ny volana faharoa Ity dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra.