plt_tn/2ch/30/13.md

12 lines
401 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# volana faharoa
Ity dia volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapakin'ny faran'ny volana Aprily sy tapakin'ny voalohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra.
# lohasahan-driaka Kidrona
Ity dia lakan-drano kely any amin'ny lohasahin'ny Kidrona.
# fahefatra ambin'ny folon'ny volana faharoa
Ity dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra.