plt_tn/2ch/15/10.md

12 lines
336 B
Markdown

# Noho izany dia niara-niangona
"Izy ireo" dia maneho ireo fokon'ny Joda sy ny Israely izay niaraka tamin'i Asa.
# fahatelon'ny volana
Ity dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro Hebreo. ity dia mandritra ny fiafaran'ny volona May sy fiatomboan'ny Jiona eo amin'ny tetiandro tavaratra.
# fiton-jato ... fito arivo
"700 ... 7.000"