# Noho izany dia niara-niangona "Izy ireo" dia maneho ireo fokon'ny Joda sy ny Israely izay niaraka tamin'i Asa. # fahatelon'ny volana Ity dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro Hebreo. ity dia mandritra ny fiafaran'ny volona May sy fiatomboan'ny Jiona eo amin'ny tetiandro tavaratra. # fiton-jato ... fito arivo "700 ... 7.000"