plt_tn/2ch/15/10.md

336 B

Noho izany dia niara-niangona

"Izy ireo" dia maneho ireo fokon'ny Joda sy ny Israely izay niaraka tamin'i Asa.

fahatelon'ny volana

Ity dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro Hebreo. ity dia mandritra ny fiafaran'ny volona May sy fiatomboan'ny Jiona eo amin'ny tetiandro tavaratra.

fiton-jato ... fito arivo

"700 ... 7.000"