plt_tn/2ch/11/16.md

12 lines
449 B
Markdown

# Ny vahoaka avy tamin'ireo fokon'Israely rehetra dia tonga taorian'izy ireo
Ireo vahoaka avy amin'ireo foko dia an'ny fanjakana tavaratra izay nanompony tompo Andriamanitra nitsoaka tamin'ny Jody.
# nanefy ny fony hitady an'i Yaveh
D.H: "izay naniry ny hanompo an'i Yaveh."
# ka nandeha tamin'ny lalan'i Davida sy Solomona nandritry ny telo taona izy ireo .
D.H: "nanaraka ny fanoharan'i Davida sy i Solomona nandritry ny telo taona izy ireo.