# Ny vahoaka avy tamin'ireo fokon'Israely rehetra dia tonga taorian'izy ireo Ireo vahoaka avy amin'ireo foko dia an'ny fanjakana tavaratra izay nanompony tompo Andriamanitra nitsoaka tamin'ny Jody. # nanefy ny fony hitady an'i Yaveh D.H: "izay naniry ny hanompo an'i Yaveh." # ka nandeha tamin'ny lalan'i Davida sy Solomona nandritry ny telo taona izy ireo . D.H: "nanaraka ny fanoharan'i Davida sy i Solomona nandritry ny telo taona izy ireo.