plt_tn/2ch/11/16.md

449 B

Ny vahoaka avy tamin'ireo fokon'Israely rehetra dia tonga taorian'izy ireo

Ireo vahoaka avy amin'ireo foko dia an'ny fanjakana tavaratra izay nanompony tompo Andriamanitra nitsoaka tamin'ny Jody.

nanefy ny fony hitady an'i Yaveh

D.H: "izay naniry ny hanompo an'i Yaveh."

ka nandeha tamin'ny lalan'i Davida sy Solomona nandritry ny telo taona izy ireo .

D.H: "nanaraka ny fanoharan'i Davida sy i Solomona nandritry ny telo taona izy ireo.