plt_tn/2ch/07/13.md

16 lines
471 B
Markdown

# manidy ireo lanitra mba tsy hisian'ny orana
D.H: "nitsahatra ny orana"
# handevona ny tany
Ny teny "tany" dia mdika fonenan'ireo zava-maniry sy vokatra."
# hitady ny tavako
D.H: "mitady an'Andriamanitra" na "miezaka mahazo an'Andriamanitra mba henon'Andriamnitra anao"
# hisokatra ny masoko ary ny sofiko hiaino tsara
Ny teny "maso" sy "sofina" dia maneho an'Andriamanitra, izay misafidy hijery sy hiaino ny vavak'izy ireo. D.H: "Hahita azy ireo aho ary hiaino"