plt_tn/2ch/07/13.md

471 B

manidy ireo lanitra mba tsy hisian'ny orana

D.H: "nitsahatra ny orana"

handevona ny tany

Ny teny "tany" dia mdika fonenan'ireo zava-maniry sy vokatra."

hitady ny tavako

D.H: "mitady an'Andriamanitra" na "miezaka mahazo an'Andriamanitra mba henon'Andriamnitra anao"

hisokatra ny masoko ary ny sofiko hiaino tsara

Ny teny "maso" sy "sofina" dia maneho an'Andriamanitra, izay misafidy hijery sy hiaino ny vavak'izy ireo. D.H: "Hahita azy ireo aho ary hiaino"