# manidy ireo lanitra mba tsy hisian'ny orana D.H: "nitsahatra ny orana" # handevona ny tany Ny teny "tany" dia mdika fonenan'ireo zava-maniry sy vokatra." # hitady ny tavako D.H: "mitady an'Andriamanitra" na "miezaka mahazo an'Andriamanitra mba henon'Andriamnitra anao" # hisokatra ny masoko ary ny sofiko hiaino tsara Ny teny "maso" sy "sofina" dia maneho an'Andriamanitra, izay misafidy hijery sy hiaino ny vavak'izy ireo. D.H: "Hahita azy ireo aho ary hiaino"