plt_tn/2ch/06/18.md

992 B

8Fa tena honina ety an-tany miaraka amin'ny zanak'olombelona tokoa ve Andriamanitra?

D.H: "fa Ianao Andriamanitra, azo antoka fa tsy hiaina miaraka amin'ny olombelona eto an-tany."

izao tontolo izao sy ny lanitra

D.H: "tsy misy na iray mahay manamboatra trano ho an'Andriamnitra satria tsy misy zavatra omby Azy. Tsy iza aho! olona izay afaka manolotra sorona Aminy ihany.

mba henoy ny talaho sy ny vavaka

Ny teny "talaho" sy "vavaka" dia mizara dika mitovy. Miaraka asongadin'izy ireo ny fahazotoana amin'ny fivavahany. D.H: "mba valio an-kafanam-po re ny fangatahako."

Enga anie ka hisokatra amin'ity tempoly ity andro aman'alina ny masonao,

"mba hampio re ireo izay makeo Aminao ao amin'ny tempoly, amin'ny fotoana rehetra--na andro na alina"

nampanantenainao hametrahana ny anaranao

D.H: "izay nolazain'olona Anao dia hampahafantatra ny olona Anao"

ny vavaka ataon'ny mpanomponao manatrika ity toerana ity

Ny mpanoratra dia mivavaka tamin'ny toro-dalan'ny tempoly.