# 8Fa tena honina ety an-tany miaraka amin'ny zanak'olombelona tokoa ve Andriamanitra? D.H: "fa Ianao Andriamanitra, azo antoka fa tsy hiaina miaraka amin'ny olombelona eto an-tany." # izao tontolo izao sy ny lanitra D.H: "tsy misy na iray mahay manamboatra trano ho an'Andriamnitra satria tsy misy zavatra omby Azy. Tsy iza aho! olona izay afaka manolotra sorona Aminy ihany. # mba henoy ny talaho sy ny vavaka Ny teny "talaho" sy "vavaka" dia mizara dika mitovy. Miaraka asongadin'izy ireo ny fahazotoana amin'ny fivavahany. D.H: "mba valio an-kafanam-po re ny fangatahako." # Enga anie ka hisokatra amin'ity tempoly ity andro aman'alina ny masonao, "mba hampio re ireo izay makeo Aminao ao amin'ny tempoly, amin'ny fotoana rehetra--na andro na alina" # nampanantenainao hametrahana ny anaranao D.H: "izay nolazain'olona Anao dia hampahafantatra ny olona Anao" # ny vavaka ataon'ny mpanomponao manatrika ity toerana ity Ny mpanoratra dia mivavaka tamin'ny toro-dalan'ny tempoly.