plt_tn/2ch/06/18.md

24 lines
992 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# 8Fa tena honina ety an-tany miaraka amin'ny zanak'olombelona tokoa ve Andriamanitra?
D.H: "fa Ianao Andriamanitra, azo antoka fa tsy hiaina miaraka amin'ny olombelona eto an-tany."
# izao tontolo izao sy ny lanitra
D.H: "tsy misy na iray mahay manamboatra trano ho an'Andriamnitra satria tsy misy zavatra omby Azy. Tsy iza aho! olona izay afaka manolotra sorona Aminy ihany.
# mba henoy ny talaho sy ny vavaka
Ny teny "talaho" sy "vavaka" dia mizara dika mitovy. Miaraka asongadin'izy ireo ny fahazotoana amin'ny fivavahany. D.H: "mba valio an-kafanam-po re ny fangatahako."
# Enga anie ka hisokatra amin'ity tempoly ity andro aman'alina ny masonao,
"mba hampio re ireo izay makeo Aminao ao amin'ny tempoly, amin'ny fotoana rehetra--na andro na alina"
# nampanantenainao hametrahana ny anaranao
D.H: "izay nolazain'olona Anao dia hampahafantatra ny olona Anao"
# ny vavaka ataon'ny mpanomponao manatrika ity toerana ity
Ny mpanoratra dia mivavaka tamin'ny toro-dalan'ny tempoly.