plt_tn/1ti/06/01.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Paoly dia manome torolalana manokana ho an'ireo andevo sy ireo tompony ary avy eo manohy ny torolalana amin'ny fiainana araka an'Andriamanitra.

Aoka ireo rehetra izay ao ambanin'ny zioga ho toy ireo andevo

I Paoly dia miresaka momba ny olona izay miasa toy ny andevo tahaka ny hoe omby mitarika ny zioga. DH: "Aoka ireo rehetra izay miasa ho toy ny andevo"

Aoka ireo rehetra

Izany dia midika fa i Paoly dia miresaka momba ireo mpino. DH: "Aoka ireo rehetra izay mino"

mba tsy hitenenana ratsy ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarana

DH: "Ireo tsy mpino dia mety hilaza mandrakariva am-panajana ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarany "

ny anaran'Andriamanitra

Eto ny hoe "anarana" dia manambara ny toetran'Andriamanitra" DH: "Ny toetran'Andriamanitra" na "Andriamanitra"

ny fampianarana

"ny finoana" na "ny filazantsara"

izy ireo dia mpirahalahy

Eto ny hoe "ireo mpirahalahy" dia midika ho "ireo namana mpino"

Fa ireo tompo izay nampiana tamin'ny asan'izy ireo

DH: "Fa ireo tompo izay nampian'ireo andevo amin'ny asan'izy ireo"

sady tiavina

Ireo mety ho dikany 1) "ary ireo andevo dia tokony hitia azy ireo" na 2) "izay tian'Andriamanitra"