plt_tn/1ti/06/01.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Paoly dia manome torolalana manokana ho an'ireo andevo sy ireo tompony ary avy eo manohy ny torolalana amin'ny fiainana araka an'Andriamanitra.
# Aoka ireo rehetra izay ao ambanin'ny zioga ho toy ireo andevo
I Paoly dia miresaka momba ny olona izay miasa toy ny andevo tahaka ny hoe omby mitarika ny zioga. DH: "Aoka ireo rehetra izay miasa ho toy ny andevo"
# Aoka ireo rehetra
Izany dia midika fa i Paoly dia miresaka momba ireo mpino. DH: "Aoka ireo rehetra izay mino"
# mba tsy hitenenana ratsy ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarana
DH: "Ireo tsy mpino dia mety hilaza mandrakariva am-panajana ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarany "
# ny anaran'Andriamanitra
Eto ny hoe "anarana" dia manambara ny toetran'Andriamanitra" DH: "Ny toetran'Andriamanitra" na "Andriamanitra"
# ny fampianarana
"ny finoana" na "ny filazantsara"
# izy ireo dia mpirahalahy
Eto ny hoe "ireo mpirahalahy" dia midika ho "ireo namana mpino"
# Fa ireo tompo izay nampiana tamin'ny asan'izy ireo
DH: "Fa ireo tompo izay nampian'ireo andevo amin'ny asan'izy ireo"
# sady tiavina
Ireo mety ho dikany 1) "ary ireo andevo dia tokony hitia azy ireo" na 2) "izay tian'Andriamanitra"