# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Paoly dia manome torolalana manokana ho an'ireo andevo sy ireo tompony ary avy eo manohy ny torolalana amin'ny fiainana araka an'Andriamanitra. # Aoka ireo rehetra izay ao ambanin'ny zioga ho toy ireo andevo I Paoly dia miresaka momba ny olona izay miasa toy ny andevo tahaka ny hoe omby mitarika ny zioga. DH: "Aoka ireo rehetra izay miasa ho toy ny andevo" # Aoka ireo rehetra Izany dia midika fa i Paoly dia miresaka momba ireo mpino. DH: "Aoka ireo rehetra izay mino" # mba tsy hitenenana ratsy ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarana DH: "Ireo tsy mpino dia mety hilaza mandrakariva am-panajana ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarany " # ny anaran'Andriamanitra Eto ny hoe "anarana" dia manambara ny toetran'Andriamanitra" DH: "Ny toetran'Andriamanitra" na "Andriamanitra" # ny fampianarana "ny finoana" na "ny filazantsara" # izy ireo dia mpirahalahy Eto ny hoe "ireo mpirahalahy" dia midika ho "ireo namana mpino" # Fa ireo tompo izay nampiana tamin'ny asan'izy ireo DH: "Fa ireo tompo izay nampian'ireo andevo amin'ny asan'izy ireo" # sady tiavina Ireo mety ho dikany 1) "ary ireo andevo dia tokony hitia azy ireo" na 2) "izay tian'Andriamanitra"