plt_tn/1ti/05/19.md

501 B

Aza mandray fiampangana

I Paoly dia miresaka momba ny fiampangana tahaka ny hoe zavatra afaka heken'ny olona ara-batana. DH: "Aza manaiky ho marina izay fiampangana lazain'ny olona"

roa na telo

"farafahakeliny roa na telo" na "roa na telo mihoatra"

ireo mpanota

Izany dia manambara ny olona nanao zavatra tsy hankatoavina na tsy ankasitrahan'Andriamanitra, na ireo zavatra izay tsy fantan'ny hafa ny momba izany.

mba hatahotra ny hafa ambiny

"mba hahatonga ny hafa hatahotra ny hanota"