plt_tn/1ti/05/19.md

16 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aza mandray fiampangana
I Paoly dia miresaka momba ny fiampangana tahaka ny hoe zavatra afaka heken'ny olona ara-batana. DH: "Aza manaiky ho marina izay fiampangana lazain'ny olona"
# roa na telo
"farafahakeliny roa na telo" na "roa na telo mihoatra"
# ireo mpanota
Izany dia manambara ny olona nanao zavatra tsy hankatoavina na tsy ankasitrahan'Andriamanitra, na ireo zavatra izay tsy fantan'ny hafa ny momba izany.
# mba hatahotra ny hafa ambiny
"mba hahatonga ny hafa hatahotra ny hanota"