# Aza mandray fiampangana I Paoly dia miresaka momba ny fiampangana tahaka ny hoe zavatra afaka heken'ny olona ara-batana. DH: "Aza manaiky ho marina izay fiampangana lazain'ny olona" # roa na telo "farafahakeliny roa na telo" na "roa na telo mihoatra" # ireo mpanota Izany dia manambara ny olona nanao zavatra tsy hankatoavina na tsy ankasitrahan'Andriamanitra, na ireo zavatra izay tsy fantan'ny hafa ny momba izany. # mba hatahotra ny hafa ambiny "mba hahatonga ny hafa hatahotra ny hanota"