plt_tn/1ti/01/09.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown

# Isika dia mahafantatra izany
"Satria manao izany isika" na "mahalala izany ihany koa isika"
# ny lalàna dia tsy natao ho an'ny olo-marina
DH: "fa i Mosesy dia tsy nanome ny lalàna ho an'ny olo-marina"
# ny olo-marina
Eto ny teny hoe "olona" dia ahitana an'ireo lehilahy sy vehivavy. DH: "olona marina iray" na "olona tsara"
# Izany dia natao
DH: "I Mosesy no nanome ny lalàna"
# ireo ratsy fitondran-tena ara-nofo
Izany dia manambara izay olona matory miaraka amin'ny olana hafa izay tsy mbola vadiny.
# ho an'ireo sodomita
"ireo lehilahy miara-matory amin'ireo lehilahy hafa"
# ireo mpaka an-keriny olona mba ho andevozina
Ireo izay maka an-keriny olona mba hamidy toy ny andevo" na "ireo izay maka ny olona mba hamidy toy ny andevo"
# an'ireo vavolombelona tsy marina, ary na inona na inona hafa manohitra ny fampianarana mahatoky
"an'ireo izay manao zavatra hafa ka manohitra ny fampianarana Kristiana"
# ny filazantsaran'ny voninahitr'ilay Andriamanitra voatahy
"ny filazantsara momba ny voninahitra izay ho an'Andriamanitra voatahy" na "ny filazantsaran'ny voninahtitra sy Andriamanitra voatahy"
# izay nankinina tamiko
DH: "izay efa nomen'Andriamanitra ahy ary nanao ahy ho tompon'andraikitra amin'izany"