# Isika dia mahafantatra izany "Satria manao izany isika" na "mahalala izany ihany koa isika" # ny lalàna dia tsy natao ho an'ny olo-marina DH: "fa i Mosesy dia tsy nanome ny lalàna ho an'ny olo-marina" # ny olo-marina Eto ny teny hoe "olona" dia ahitana an'ireo lehilahy sy vehivavy. DH: "olona marina iray" na "olona tsara" # Izany dia natao DH: "I Mosesy no nanome ny lalàna" # ireo ratsy fitondran-tena ara-nofo Izany dia manambara izay olona matory miaraka amin'ny olana hafa izay tsy mbola vadiny. # ho an'ireo sodomita "ireo lehilahy miara-matory amin'ireo lehilahy hafa" # ireo mpaka an-keriny olona mba ho andevozina Ireo izay maka an-keriny olona mba hamidy toy ny andevo" na "ireo izay maka ny olona mba hamidy toy ny andevo" # an'ireo vavolombelona tsy marina, ary na inona na inona hafa manohitra ny fampianarana mahatoky "an'ireo izay manao zavatra hafa ka manohitra ny fampianarana Kristiana" # ny filazantsaran'ny voninahitr'ilay Andriamanitra voatahy "ny filazantsara momba ny voninahitra izay ho an'Andriamanitra voatahy" na "ny filazantsaran'ny voninahtitra sy Andriamanitra voatahy" # izay nankinina tamiko DH: "izay efa nomen'Andriamanitra ahy ary nanao ahy ho tompon'andraikitra amin'izany"