plt_tn/1th/04/16.md

619 B

Ny tenan'ny Tompo no hidina

"Ny Tompo mihitsy no hidina."

Ny Arkanjely

"Ilay anjely lehibe indrindra."

Ny maty ao amin'i Kristy no hitsangana voalohany

Ny "maty ao amin'i Kristy" dia ireo mpino nodimandry. DH: "ireo izay mino an'i Jesosy Kristy, fa ireo izay efa maty, no hitsangana voalohany."

Isika izay velona

Eto ny hoe: "isika" dia manondro ireo mpino rehetra izay maty.

Miaraka amin'izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo mpino maty izay novelomina indray.

Hiakatra eny amin'ny rahona ka hihaona amin'ny Tompo eny amin'ny habakabaka

"Mihaona amin'ny Tompo eny amin'ny lanitra."