# Ny tenan'ny Tompo no hidina "Ny Tompo mihitsy no hidina." # Ny Arkanjely "Ilay anjely lehibe indrindra." # Ny maty ao amin'i Kristy no hitsangana voalohany Ny "maty ao amin'i Kristy" dia ireo mpino nodimandry. DH: "ireo izay mino an'i Jesosy Kristy, fa ireo izay efa maty, no hitsangana voalohany." # Isika izay velona Eto ny hoe: "isika" dia manondro ireo mpino rehetra izay maty. # Miaraka amin'izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo mpino maty izay novelomina indray. # Hiakatra eny amin'ny rahona ka hihaona amin'ny Tompo eny amin'ny habakabaka "Mihaona amin'ny Tompo eny amin'ny lanitra."