plt_tn/1th/04/16.md

24 lines
619 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny tenan'ny Tompo no hidina
"Ny Tompo mihitsy no hidina."
# Ny Arkanjely
"Ilay anjely lehibe indrindra."
# Ny maty ao amin'i Kristy no hitsangana voalohany
Ny "maty ao amin'i Kristy" dia ireo mpino nodimandry. DH: "ireo izay mino an'i Jesosy Kristy, fa ireo izay efa maty, no hitsangana voalohany."
# Isika izay velona
Eto ny hoe: "isika" dia manondro ireo mpino rehetra izay maty.
# Miaraka amin'izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo mpino maty izay novelomina indray.
# Hiakatra eny amin'ny rahona ka hihaona amin'ny Tompo eny amin'ny habakabaka
"Mihaona amin'ny Tompo eny amin'ny lanitra."