plt_tn/1th/03/04.md

24 lines
513 B
Markdown

# Marina tokoa
"Azo antoka" na "azo antoka tokoa."
# Hampahoriana
"Hampijalian'ny hafa."
# Tsy naharitra izany intsony aho
Paoly dia namaritra ny fihetseham-pony tamin'ny fampiasana oha-pitenenana. DH: "tsy afaka niandry tamim-paharetana intsony aho."
# Dia naniraka
Midika izany fa i Paoly dia naniraka an'i Timoty. Izany dia afaka atao mazava. DH: "izaho dia naniraka an'i Timoty."
# Ny asantsika
"Ny asa mafinay teo aminareo" na "ny fampianaranay teo aminareo."
# Zava-poana
"Tsy misy ilàna azy."