plt_tn/1th/03/04.md

513 B

Marina tokoa

"Azo antoka" na "azo antoka tokoa."

Hampahoriana

"Hampijalian'ny hafa."

Tsy naharitra izany intsony aho

Paoly dia namaritra ny fihetseham-pony tamin'ny fampiasana oha-pitenenana. DH: "tsy afaka niandry tamim-paharetana intsony aho."

Dia naniraka

Midika izany fa i Paoly dia naniraka an'i Timoty. Izany dia afaka atao mazava. DH: "izaho dia naniraka an'i Timoty."

Ny asantsika

"Ny asa mafinay teo aminareo" na "ny fampianaranay teo aminareo."

Zava-poana

"Tsy misy ilàna azy."