# Marina tokoa "Azo antoka" na "azo antoka tokoa." # Hampahoriana "Hampijalian'ny hafa." # Tsy naharitra izany intsony aho Paoly dia namaritra ny fihetseham-pony tamin'ny fampiasana oha-pitenenana. DH: "tsy afaka niandry tamim-paharetana intsony aho." # Dia naniraka Midika izany fa i Paoly dia naniraka an'i Timoty. Izany dia afaka atao mazava. DH: "izaho dia naniraka an'i Timoty." # Ny asantsika "Ny asa mafinay teo aminareo" na "ny fampianaranay teo aminareo." # Zava-poana "Tsy misy ilàna azy."