plt_tn/1th/03/01.md

32 lines
793 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nilaza tamin'ireo mpino fa nandefa an'i Timoty izy mba hanamafy ny finoan'izy ireo.
# Tsy afaka niaritra izany intsony izahay
"Tsy afaka miaritra ny fitaintainana ny aminao intsony izahay.
# Tsara ny mitoetra irery tao Atena.
"Tsara ho ahy sy Silasy ny mitoetra irery tao Atena."
# Tsara
"Mendrika" na "mety."
# Atena
Izany dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Akaia, izay an'i Gresy ankehitriny.
# Rahalahinay sy mpiara-miasa
Ireo teny roa ireo dia samy mamaritra an'i Timoty.
# Mba tsy hisy olona ho taitra
Ny hoe "Taitra" dia fomba fiteny hilazana ny fatahorana. DH: "tsy hisy olona hatahotra ny hatoky an'i Kristy."
# No nanendrena antsika
Paoly dia nihevitra fa ny rehetra dia nahafantatra fa Andriamanitra no nanendry azy ireo.