# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nilaza tamin'ireo mpino fa nandefa an'i Timoty izy mba hanamafy ny finoan'izy ireo. # Tsy afaka niaritra izany intsony izahay "Tsy afaka miaritra ny fitaintainana ny aminao intsony izahay. # Tsara ny mitoetra irery tao Atena. "Tsara ho ahy sy Silasy ny mitoetra irery tao Atena." # Tsara "Mendrika" na "mety." # Atena Izany dia tanĂ na ao amin'ny faritanin'i Akaia, izay an'i Gresy ankehitriny. # Rahalahinay sy mpiara-miasa Ireo teny roa ireo dia samy mamaritra an'i Timoty. # Mba tsy hisy olona ho taitra Ny hoe "Taitra" dia fomba fiteny hilazana ny fatahorana. DH: "tsy hisy olona hatahotra ny hatoky an'i Kristy." # No nanendrena antsika Paoly dia nihevitra fa ny rehetra dia nahafantatra fa Andriamanitra no nanendry azy ireo.