plt_tn/1th/03/01.md

793 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nilaza tamin'ireo mpino fa nandefa an'i Timoty izy mba hanamafy ny finoan'izy ireo.

Tsy afaka niaritra izany intsony izahay

"Tsy afaka miaritra ny fitaintainana ny aminao intsony izahay.

Tsara ny mitoetra irery tao Atena.

"Tsara ho ahy sy Silasy ny mitoetra irery tao Atena."

Tsara

"Mendrika" na "mety."

Atena

Izany dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Akaia, izay an'i Gresy ankehitriny.

Rahalahinay sy mpiara-miasa

Ireo teny roa ireo dia samy mamaritra an'i Timoty.

Mba tsy hisy olona ho taitra

Ny hoe "Taitra" dia fomba fiteny hilazana ny fatahorana. DH: "tsy hisy olona hatahotra ny hatoky an'i Kristy."

No nanendrena antsika

Paoly dia nihevitra fa ny rehetra dia nahafantatra fa Andriamanitra no nanendry azy ireo.