plt_tn/1sa/25/23.md

505 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Vita ny fanomezan'ny mpanoratra ny andinindininy fampahafantarana, koa dia manohy ny tantara izy.

nandohalika sady niondrika ary nampiankohoka ny tenany teo amin'ny tany teo anatrehan'i Davida

Nanetry tena i Abigaila ary nampiseho fa hankatoa an'i Davida satria mpitondra mahery izy.

ry tompoko ... ny mpanomponao ... ireo tenin'ny mpanomponao

"ianao ... ny teniko." Ataon'i Abigaila toy ny olon-kafa ny tenany sy Davida mba hanehoana ny fanajany an'i Davida.