# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Vita ny fanomezan'ny mpanoratra ny andinindininy fampahafantarana, koa dia manohy ny tantara izy. # nandohalika sady niondrika ary nampiankohoka ny tenany teo amin'ny tany teo anatrehan'i Davida Nanetry tena i Abigaila ary nampiseho fa hankatoa an'i Davida satria mpitondra mahery izy. # ry tompoko ... ny mpanomponao ... ireo tenin'ny mpanomponao "ianao ... ny teniko." Ataon'i Abigaila toy ny olon-kafa ny tenany sy Davida mba hanehoana ny fanajany an'i Davida.