plt_tn/1sa/25/23.md

12 lines
505 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Vita ny fanomezan'ny mpanoratra ny andinindininy fampahafantarana, koa dia manohy ny tantara izy.
# nandohalika sady niondrika ary nampiankohoka ny tenany teo amin'ny tany teo anatrehan'i Davida
Nanetry tena i Abigaila ary nampiseho fa hankatoa an'i Davida satria mpitondra mahery izy.
# ry tompoko ... ny mpanomponao ... ireo tenin'ny mpanomponao
"ianao ... ny teniko." Ataon'i Abigaila toy ny olon-kafa ny tenany sy Davida mba hanehoana ny fanajany an'i Davida.