plt_tn/1sa/25/04.md

553 B

nanety ny ondriny

"nanaratra ny volon'ny ondriny"

miarahabà azy amin'ny anarako

"miarahabà azy tahaka ny ho fiarahabako azy raha tany aho"

Miveloma anaty fanambinana

"Iriako ny hiainanao amin'ny fanambinana." Ny anarana hoe "fanambinana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Iriako ny hanananao zava-tsoa maro raha mbola velona koa ianao"

Fiadanana anie ho anao ary fiadanana anie ho an'ny ankohonanao, ary fiadanana anie ho an'izay rehetra hanananao

"Iriako mba ho tonga aminao, ny ankohonanao ary ny fanananao ny fiadanana"