# nanety ny ondriny "nanaratra ny volon'ny ondriny" # miarahabà azy amin'ny anarako "miarahabà azy tahaka ny ho fiarahabako azy raha tany aho" # Miveloma anaty fanambinana "Iriako ny hiainanao amin'ny fanambinana." Ny anarana hoe "fanambinana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Iriako ny hanananao zava-tsoa maro raha mbola velona koa ianao" # Fiadanana anie ho anao ary fiadanana anie ho an'ny ankohonanao, ary fiadanana anie ho an'izay rehetra hanananao "Iriako mba ho tonga aminao, ny ankohonanao ary ny fanananao ny fiadanana"