plt_tn/1sa/25/04.md

16 lines
553 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanety ny ondriny
"nanaratra ny volon'ny ondriny"
# miarahabà azy amin'ny anarako
"miarahabà azy tahaka ny ho fiarahabako azy raha tany aho"
# Miveloma anaty fanambinana
"Iriako ny hiainanao amin'ny fanambinana." Ny anarana hoe "fanambinana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Iriako ny hanananao zava-tsoa maro raha mbola velona koa ianao"
# Fiadanana anie ho anao ary fiadanana anie ho an'ny ankohonanao, ary fiadanana anie ho an'izay rehetra hanananao
"Iriako mba ho tonga aminao, ny ankohonanao ary ny fanananao ny fiadanana"