plt_tn/1sa/24/01.md

325 B

nolazaina taminy hoe

Io dia azo adika hoe DH: "nisy nilaza taminy"

efitr'i En-jedy

En-jedy dia toerana ao Israely andrefan'ny Ranomasina Maty izay misy rano sy tany hay manodidina azy.

telo arivo

3.000

lehilahy telo arivo voafantina

olona nofantenany nohon'ny fahambonian'ny fahakingany amin'ny maha-miaramila