plt_tn/1sa/24/01.md

16 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nolazaina taminy hoe
Io dia azo adika hoe DH: "nisy nilaza taminy"
# efitr'i En-jedy
En-jedy dia toerana ao Israely andrefan'ny Ranomasina Maty izay misy rano sy tany hay manodidina azy.
# telo arivo
3.000
# lehilahy telo arivo voafantina
olona nofantenany nohon'ny fahambonian'ny fahakingany amin'ny maha-miaramila