# nolazaina taminy hoe Io dia azo adika hoe DH: "nisy nilaza taminy" # efitr'i En-jedy En-jedy dia toerana ao Israely andrefan'ny Ranomasina Maty izay misy rano sy tany hay manodidina azy. # telo arivo 3.000 # lehilahy telo arivo voafantina olona nofantenany nohon'ny fahambonian'ny fahakingany amin'ny maha-miaramila