plt_tn/1sa/23/12.md

8 lines
192 B
Markdown

# hoy i Davida
"nangataka i Davida" na "nivavaka i Davida"
# atolotry ny olon'i Keila ho eo an-tanan'i Saoly ve izaho sy ireo lehilahiko
Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na ny fahefana.