# hoy i Davida "nangataka i Davida" na "nivavaka i Davida" # atolotry ny olon'i Keila ho eo an-tanan'i Saoly ve izaho sy ireo lehilahiko Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na ny fahefana.